Teny iditra solofo (solo, ofo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a sprout from a stump or a tree [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pousse, bourgeon [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra solofo (solo, ofo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para [Rajemisa 1985]
 dimby sy fara, taranaka [SLP 1986]
Famaritana anglisy a descendant; an heir [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay descendant, héritier [Hallanger 1974]
 progéniture, rejeton [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para. [Andriamalala: Vohitry]

2016/09/08