Teny iditra (1/2) | 1 solofo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a sprout from a stump or a tree |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] pousse, bourgeon 6 [1.196] (de solo : le remplaçant ; et ofo : changement de couleur). Gourmands, rejets vigoureux partant d'une souche recépée. Malzac donne deux sens (1) Rejetons qui poussent de la souche d'un arbre ; (2) « regain ». [Merina] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Teny iditra (2/2) | 8 solofo |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para 11 [1.13] dimby sy fara, taranaka |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] a descendant; an heir |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.8] descendant, héritier 14 [1.13] progéniture, rejeton |
Ohatra |
15 Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para. [2.944] |
Voambolana |
16 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |