Teny iditra | 1 solompenakoho |
Singan-teny | 2 solo, fen' akoho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana |
Ohatra |
6 Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48] |
Mpanahaka | 7 solombodiakoho |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |