Teny iditra solo vava
Singan-teny solo ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy A person sent to represent another on certain occasions [1.2]
Ohatra «Solovava» kosa no nandikana ny teny hoe « Parakleto» ao amin' ny 1 Jao. [1.38]
Mpanahaka  mpisolovava ~ solombava

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08