Teny iditra | 1 solovozona |
Singan-teny | 2 solo, vozona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Col de chemise postiche |
Ohatra |
5 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#] |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |