Teny iditra | 1 somaranafo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#892] (lamba) Nolelafin' ny afo ka saika may, efa voakasiky ny afo nefa tsy tena may akory |
Fivaditsoratra | 4 famosorana, somaranafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |