|
|
|
|

Teny iditra1  somaritaka
Fototeny  2  saritaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  6  akamositra, somaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31