Teny iditra | 1 sombinana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Akana, analana ilany kely: Sombino io hena io Roritina, sintonina: Nosombinakony sofin' ilay zazalahy nandainga |
Fototeny | 4 sombina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 manabosin, nambosian, nambosina, nanabosim, nanambosy, nasambony, nasombina, nosimbana, sombinana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |