Teny iditra | 1 someby |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona |
Tovy hevitra | 4 somebiseby |
Mpanahaka | 5 miheninkenina |
Fivaditsoratra | 6 someby, somibe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |