|
|
|
|

Teny iditra1  somidika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (s-om-idika) Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity ro ity ka tsy azo omena ny marary
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny somidika io

Fivaditsoratra  7  midosika, misodika, somidika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21