Teny iditra | 1 somisika |
Fototeny | 2 sisika |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia 5 [1.13] sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] écharde |
Ohatra |
7 Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [2.472] |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny somisika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |