Teny iditra sondandy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] toe-tandrok' omby misabaka fitsiry ary miakatra nefa fohy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra sondenda
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2009/09/01