Teny iditra sondenda
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra sondenda
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Merina] Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy
¶ "Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra sondandy
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby
Sary 

2013/06/13