|
|
|
|

Teny iditra1  sondrovaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy
Mpanahaka  9  kofona

Fivaditsoratra  10  asondrovak, sondrovaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29