Teny iditra | sorabe (soratra, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lahatsoratra momba ny tantaran-drazana sy fomba antaimora vita amin' ny tarehintsoratra arabo [1.1] | |
Fivaditsoratra | besaro, boresa, rebosa, sorabe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |