|
|
|
|

Teny iditra1  sorapotsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Taimoro] Fomba fanasitranana voalaza ao anatin' ny Sorabe momba ny karazan' aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra eo amin' ny fiainana ilana ny asan' ny hery tsy hita
Singan-teny  4  soratra, fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22