Teny iditra (1/2) | 1 soratà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sakalava]
olomaty, vazaha (tenin-tsikidy) |
Teny iditra (2/2) | 4 sorata |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.353#62] [Bara]
ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 arotsa, asatro, saotra, soratà, sorata, tarosa, tsarao, tsaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |