Teny iditra | Soratra Masina (soratra, hasina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Tenin' Andriamanitra voasoratra, izany hoe olona ihany no nanoratra azy fa Andriamanitra no nanoro sy nampanoratra [Rajemisa 1985] | |
Boky manontolo | Baiboly iraizotra | |
Fitanisam-boky | Rabary: Ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |