Teny iditra sorena (sory)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny [1.1]
Ohatra Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [2.470]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20