Teny iditra | 1 soritra mirahalalina |
Singan-teny | 2 soritra, mirahalalina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] biloka hita eo amin'ny sarintany milaza fa mitovy ny halalin'ny faridranomasina izay lalovany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] courbe bathymétrique |
Voambolana |
6 Haitoetany: soridrefitany |
Tovy hevitra | 7 tsipi-mirahalalina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |