Teny iditra | 1 soritra mirahale |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy | 4 biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 courbe isohyète [1.13] |
Tovy hevitra | 6 tsipi-mirahale |
Singan-teny | 7 soritra, mira, hale |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |