Teny iditra | sorohitra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-tsaha rehetra eny, saingy tsy mianika eny ambony hazo (halavany eo amin' ny 15-20 sm). Mazàna ny sorohitra no mitsindrotsindroka eny amin' ny arabe eny manidintsidina eo alohan' ny mpandeha ohatra ny mitaridalana azy [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Alouette [1.54] | |||
Ohatra | Fantatr' I Lidy ny hamangan' ny rivotra eny aminy, ny vohitra sy ny lohasaha manoloana ny tanànany, ny vahilava sy ny tamboho manodidina, ny hitsin-dalana rehetra fitsoriahan' ny sorohitra sy ny bibilava, ny toerana fiandrasana omby sy ny fandrorisana ahitra...
[2.470] | |||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||
Tovy hevitra | iboria | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sorohitra io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |