Teny iditra | 1 sosona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a layer |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] couche; doublure |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny sosona io |
Fivaditsoratra | 25 asoson, nasoso, nososa, sosona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |