Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : sosona
|
|
|
Ohabolana 1 | Hady fito sosona. [2.415 #3249]
|
Dikanteny frantsay | C' est comme un fossé à sept enceintes. [2.415 #3249]
|
Fanazavana frantsay | C' est bien gardé et difficile à enlever. [2.415 #3249]
|
|
|
Ohabolana 2 | Raha maditra ala-nify, dia ho sosona no iafarany, ary raha tezitra anarina dia ho very ihany. [2.558 #3598]
|
|
|
Ohabolana 3 | Raha zaza sarotra ala-nify, aokaho sosona. [2.415 #1534, 2.653 #2728]
Raha zaza sarotra ali-nify, aokaho sosona. [2.165 #416]
|
Dikanteny frantsay | Si un enfant ne veut pas se laisser arracher les dents, laissez-lui avoir des surdents. [2.415 #1534]
Si un enfant ne veut pas se laisser arracher une dent, qu' il lui en vienne une autre à côté. [2.165]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des enfants volontaires et difficiles à réprimander, et de tous les gens incorrigibles. [2.415 #1534]
|
|
|
Ohabolana 4 | Tsy mena-milahatra toa nify sosona. [2.558 #4578]
Tsy mety raha tsy mena-milahatra toa nify sosona. [2.165 #1121, 2.653 #3496]
|
Dikanteny frantsay | Il n' est pas convenable de ne pas avoir honte d' occuper son rang comme une dent double. [2.165 #1121]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|