|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sosy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sompatra, mitady izay hanimbana ny sasany: Ravao iny koa sosy mahasosotra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/3)5  sosy
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Sihanaka] tezitra
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Anarana :

Teny iditra (3/3)10  Sosy
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12  [2.996] Susi
Fanazavàna teny frantsay  13  [2.996] Susi
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15  Toko sy andininy momba Sosy

Fivaditsoratra  16  siso, sois, sosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21