|
|
|
|

Teny iditra1  sotasota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a quarrel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  querelle, dispute [1.8]
Ohatra  6  Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [2.470]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Mpanahaka  10  mila sotasota, mila ady, mila vaniny, mila tonony, mila kisa, mila antsongony, mila antsontsany, mila voatsiary
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  sotasota, tsaotsao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31