|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sotro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a spoon
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] cuillère
6  [1.196] Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. Cette pratique est tombée en désuétude
Ohatra  7  Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [2.324]
8  Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [2.472]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)14  sotro
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3] action de boire
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
22  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny sotro io

Teny iditra (3/3)27  sotro
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  [2.612] appellation botanique: Phylloxylon
30  [1.196] [Sakalava] Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae)
Voambolana  31  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  32  harahara, tsiavango, voafatra

Fivaditsoratra  33  rotso, sotro, tsoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02