Teny iditra | sovohina (sovoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tampohina:
Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona Akekezina an-tsokosoko, asiana mangingina: Nosovohin' ny hatsiaka ny marary halina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |