|
|
|
|

Teny iditra1  sovoka alina
Singan-teny  2  sovoka, alina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] famelezan' ny fahavalo amin' ny alina; ilazana koa ny fiavian' ny orana amin' ny alina

Fivaditsoratra  5  isalovanako, sovoka alina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01