|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso
Ohatra  4  Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  6  mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, tsaramaso
Anaram-biby 

Teny iditra (2/2)8  soy
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Tanala] mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora)

Fivaditsoratra  11  iso, osy, sio, soy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21