Teny iditra (1/2) | 1 tsaramaso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: vorona |
Singan-teny | 4 tsara, maso |
Tovy hevitra | 5 mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, soy, sitaromaso |
Teny iditra (2/2) | 6 tsaramaso |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] beans |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] haricot 11 [1.196] (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Le Haricot introduit et cultivé. Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [Sihanaka] 12 [Merina] 13 [Betsileo] 14 [Sakalava] |
Ohatra |
15 [2.445#91] Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka. 16 [2.69#77] Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray; 17 [2.117#21] Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso. |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Singan-teny | 19 tsara, maso |
Tovy hevitra | 20 kimesamesa |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny tsaramaso io |
Lahatsoratra |
28 Randzavola: tsaramaso ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |