|
|
|
|

Teny iditra1  spectabilis
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Bougainvillea spectabilis  laingo, laingomena, menalaingo
5  Dombeya spectabilis  hafimpotsy, hafobalomena, hafobolamena, hafodahy, hafopotsy, hafotra, hafotrafotsy, hafotrapotsy, ladia, lady, mokaranga, valo
6  Dombeya spectabilis subsp. humblotii  hafobalo, hafobalofotsy, valotsa
7  Dombeya spectabilis var. humblotii  hafomena, hafotrafotsy, hafotramboaravoara, hafotramena, hafotraravimboara, lady, makaranga, mankaranga, mankarano, mokaranga

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16