|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  toro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  tôro
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  sommeil [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Tovy hevitra  13  tôromaso

Teny iditra (3/3)14  toro
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  maty: Toro izy [Taisaka] [1.78]
17  Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1]

Fivaditsoratra  18  otro, toro, tôro, otro, toro, tôro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20