|
|
|
|

Teny iditra 1  tarafina
Fototeny  2 taratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso
5 Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy
6 Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro
7 Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be shined on; to be examined by X-ray [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [1.8]
Ohatra  10  Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [4.27]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  tilina, 16  tsikilovina, 17  zahanataratra
Fikambanana  18 zahana taratra

Fivaditsoratra  19 atrifana, 20 fanaitra, 21 faritana, 22 fatraina, 23 fatrania, 24 fianatra, 25 fiatrana, 26 fitarana, 27 tafarina, tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26