|
|
|
|

Teny iditra1  tabatabaina
Fototeny  2  tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tairina amin' ny horakoraka na kotaba: Aza tabatabaina ny voronkosamborina
Helingelenina: Notabatabainao, hono, izy ka nanjary tsy hainy ny fianarany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be confused with noise, to be bustled, to be interrupted.
6  [1.7] to be disturbed, to be bothered with noise
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on dérange, qu'on trouble par le tapage
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny tabatabaina io

Fivaditsoratra  13  atabatabany, batabataina, itabatabana, tabatabaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21