Teny iditra | tadina (tady) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tady: Hotadina no ambolena ireto rongony ireto fa tsy hofohina Fatorana, rohizana: Notadina mafy ilay mpangalatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be twisted into a cord or rope Provincial, to be bound. [1.2] | ||||||||
To be twisted into rope [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on tord pour en faire une corde [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | antady, tadina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |