Teny iditra | tadio | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | a whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [Richardson 1885] | ||
a whirlwind [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | tourbillon de vent [Hallanger 1974] | ||
Voambolana | Haitoetrandro | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Mpanahaka | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ gosy ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varapohe ~ varatraza ~ variona | ||
Ohatra | Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 177] | ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tadio io | ||
Teny iditra | tadio (tady) | ||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tadina | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |