Teny iditra | 1 tadivavarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [tady vavarana] a noose |
Ohatra |
5 [2.996] Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana |
Singan-teny | 6 tady, vavarana |
Tovy hevitra | 7 tady voavarana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |