|
|
|
|

Teny iditra1  tadivavarana
Singan-teny  2  tady, vavarana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][tady vavarana] a noose
Ohatra  6  Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Tovy hevitra  7  tady voavarana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17