Teny iditra tady mahazaka
Singan-teny tady ; mahazaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Grosse corde [1.5]
Ohatra Ny fitopin' ny masony sy ny fitsikin' ny molony vao mainka koa tady mahazaka nandrohizany an' ise! [2.499]
Tovy hevitra mahazaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01