Teny iditra tafaboroaka (boroaka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Used of the instrument having gone through in making a hole [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui est sorti, qui a abouti [1.3]
Ohatra Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20