Teny iditra tafafoha (foha)
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana anglisy   awakened [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   qui s'est levé [Abinal 1888]
Ohatra   Nafana ny andro vao tafafoha aho iny maraina iny. [Andraina: I Vola, takila 53]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/27