Teny iditra tafaina (tafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Resahina entina mandany andro: Inona indray no notafainareo roa tao tapak' andro maninjitra? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be conversed about, to be talked over [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dont on jase [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tafaina, tafaiko, tafainao, tafainy, tafaintsika, tafainay, tafainareo, tafain', tafain-, tafaim-, tafai-
Ny lasa : notafaina, notafaiko, notafainao, notafainy, notafaintsika, notafainay, notafainareo, notafain', notafain-, notafaim-, notafai-
Ny hoavy : hotafaina, hotafaiko, hotafainao, hotafainy, hotafaintsika, hotafainay, hotafainareo, hotafain', hotafain-, hotafaim-, hotafai-
Filaza mandidy : tafao

Teny iditra tafaina (tafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be made wrong [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31