|
|
|
|

Teny iditra1  tafakatra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] ascended
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui est monté, qui est en haut
Ohatra  5  [2.470] Maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo
6  [2.48] Dia tafakatra ny vahoaka
Fototeny  7  akatra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tafakatra io

Fivaditsoratra  9  tafakatra, tafatraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21