|
|
|
|

Teny iditra1  tafakatra
Fototeny  2  akatra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] ascended
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui est monté, qui est en haut
Ohatra  6  Maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [2.470]
7  Dia tafakatra ny vahoaka [2.48]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tafakatra io

Fivaditsoratra  9  tafakatra, tafatraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20