|
|
|
|

Teny iditra1  tafaresaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fototeny  3  resaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui a causé
Ohatra  6  [2.356] Ary dia tafaresaka tamin'i Florence araka izany koa Mme Bonzon.
7  [2.528] Tadidinao tsara, raha tafaresaka tamin' ny Andriamanjaka isika, tsy mbola vory daholo isika Andriambaventy tamin' iny.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29