Teny iditra | 1 tafasirina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny zavatra izay resahina: Mba zavatra mahafinaritra sy tsara tafasirina, rankizy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be conversed about, to be talked about |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] dont on cause |
Fototeny | 6 tafasiry |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 fisatriana, tafasirina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |