|
|
|
|

Teny iditra 1  tafasiry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] angano [1.78]
4 [Tanala] resaka [1.78]
5 Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 conversation [1.2, 1.7]
7 discourse. [Swa. tafasiri and Mal. tafsir (from Arabic), explanation.] [1.2]
8 chatting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Causerie, conversation utile; sujet de la conversation [1.3]
10 conversation, bavardage [1.8]
Ohatra  11  Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa. [2.470#71]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tafasiry
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 farisaty, 27 fiaratsy, tafasiry

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07