|
|
|
|

Teny iditra1  tafasirina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  tafasiry
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Enti-milaza ny zavatra izay resahina: Mba zavatra mahafinaritra sy tsara tafasirina, rankizy
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be conversed about, to be talked about
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] dont on cause

Fivaditsoratra  11  fisatriana, tafasirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29