|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tafiana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be clothed, to be dressed. Used of the person.
Ohatra  5  [2.48] ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana.
Fototeny  6  tafy
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  tafiaña
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] morondrano

Fivaditsoratra  15  itafana, tafaina, tafiaña, tafiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30